Other News

Mpanendaka anaty taxi-be : lehilahy iray naiditra am-ponja eny Antanimora

Naiditra vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora, omaly, rehefa avy natolotra ny fampanoavana ny jiolahy iray tratra nanendaka tao anaty taxi-be. Ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP1 Analakely no nahasambotra azy teny Ambohijatovo, ny herinandro teo, noho izy voarohirohy ho nanendaka tao anaty taxi-be. Ny 22 mey 2024 maraina, nisy renim-pianakaviana […]

Fidorohana rongony : roa lahy nahatrarana méthamphétamine

Nosamborin’ny zandarimaria ny roa lahy nahatrarana rongony mahery vaika, «méthamphétamine», tao Ambohi­miandrisoa, Antsirabe, ny 25 mey teo. Tsy tapaka mpividy, nanaitra ny manodidina ny fihetsiky ny lehilahy iray. Nampandre ny mpitandro filaminana ny tsara sitrapo fa mivarotra karazan-java-mahadomelina mahery vaika anisan’ny manimba tanora eo amin’ny tanàna ilay tovolahy. Nisava ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-pianianana sy fandraisam-pahefan’ny filoham-pirenen’ny Nosy Kaomoro, i Azali Assoumani, tao amin’ny kianjan’i Malouzini, ny filoha Rajoelina Andry, tamin’ny 26 mey lasa teo. Fe-potoam-piasana fahatelo izay nandraisany fahefana izay. Anisan’ny nanatrika ny fianianan’ny filoha Rajoelina teto Antananarivo izy, tamin’ny 16 desambra 2023. Mandray anjara amin’ny fanaraha-maso […]

Jeneraly Ravalomanana Richard : “Tsy misy korontana atahorana”

“Tsy misy korontana atahorana izany eto, fa mifanohitra tamin’ny taon-dasa”, hoy ny filohan’ny Antenimieran­doholona, ny jeneraly Rava­lomanana Richard , teny Ano­sikely, ny faran’ny herinandro. Taorian’ny fihaonany tamin’ireo iraka manokan’ny SADC izay hanara-maso ny fifidianana depiote eto Mada­gasikara no nanambarany izany. Tsy vao noforonina ny lalàna fa ny efa taloha no […]

Nanao vy very ny ainy

  Rahampitso no higadona ny daty malaza! Hana­marika indray ny zotra politikan’ny firenena malagasy. Hotanterahina manerana ny Nosy ny fifidianana izay ho solombavambahoaka, handrafitra ny Antenimieram­pirenena. Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fampielezan-kevitra. Vitsy ny rahonakely nandalo, tahaka ny nahafaty ny kandidà iray ireny, ohatra. Taratry ny “Demokrasia malagasy” avokoa ireny, taratry […]