Hafana tanteraka ny fihaonana eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2024”. Hifandona ireo samy ekipa sangany. Notontosaina omaly, tany Nyon Suisse, ny antsapaka hahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions (LDC) 2024”. Taorian’izay, hiverina hihaona indray ny […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Ny faharanitan-tsaina artifisialy sahaza sy tomponandraikitra ho an’ny mpanjifa, io ny lohahevitra noraisina nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa, omaly. Samy nitondra fanazavana mahakasika izany ny tomponandraikitra samihafa. Nambarany fa zon’ny mpanjifa ny hahafantatra sy hisitraka zavatra tsara. Mahasarika mpizahatany eto Madagasikara ny faritra atsimon’ny Nosy […]
Fandefasam-bola: miara-miasa ny BNI Madagascar sy ny MoneyGram
Mivoatra hatrany ny tontolon’ny fandefasam-bola eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Misitraka izany i Madagasikara amin’ny alalan’ny fiaraha-miasan’ny BNI Madagascar sy ny MoneyGram, izay mikendry manokana ny hanamorana ny fandefasana vola any ivelany eto amintsika. “Tombony amin’izao fiaraha-miasan’ny roa tonta izao ny fahazoana vola avy any ivelany, izay azo alaina mivantana eny […]
Madagasikara maitso : hazo Malto 20 000 nambolen’ny Star
Mandray andraikitra amin’ny fambolen-kazo ny orinasa Star, entina hamerenana an’i Madagasikara ho Nosy maitso. Nanangana toerana famokarana zana-kazo malto anarivony ny Star, tamin’ny taon-dasa, nentina nanomanana ny fambolen-kazo tamin’ity taona 2024 ity. Miisa 20 000 ny zanakazo notsinjaraina tamin’ireo ozinina Star, ka nambolena tany Ambatolampy ny 12 500 ary tany […]
Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny tetikasa “Casef”: Hamaha ny olan’ny fananantany ny tetikasa “Plof”
Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Anosy, ny fanohizana ny tetikasa ho amin’ny Drafitry ny fahazoana tany (Plof). Betsaka ireo tombony hositrahan’ny sehatra rehetra amin’izany. Nankasitrahan’ny minisitra Andriantsitohaina Naina ny ezaka sy ny fanohanan’ireo mpamatsy vola eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena amin’ny fanamorana ny tontolon’ny […]






