Tonga, afakomaly, avy any Frantsa, Razanamahasoa Christine. Avy niatrika ny fivorian’ny vehivavy filohan’ny Antenimierampirenena maneran-tany izy tamin’izany. “Fanasana ny vehivavy filohan’ny Antenimierampirenena maneran-tany fa tsy hoe fanasana ny mpanohitra no anton-dia tany”, hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine, tamin’ny fahatongavany teny Ivato, afakomaly alina, ny amin’ny diany tany Frantsa, izay […]
Other News
INDRAY MIJERY
Fifaninanana ny taranja matematika karakarain’ny Unicef, ny Banky iraisam-pirenena, ny Uzreport Tv, ireo oniversite sy ny vondrom-panabeazana any ivelany ny “Tashkent International Mathematics Olympiad” (TASIMO). Tanjona ny hanamafisana ny fitiavana ity taranja ity, handrisihana ireo mpianatra amin’ny fikarohana vahaolana. Manam-pahaizana maro no hanatanteraka ny fifantenana, izay ho tanterahina amin’ny fampitan-davitra. […]
TARATRY ny KANTO
Nate Tex – Piment Café Behoririka. Sambany tao anatin’ny taona maro! Tsy dia mpanao “cabaret” firy i Nate Tex, kanefa nisafidy ny Piment Café Behoririka izy, anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Hamerina indray ireo hira nankafizan’ny maro azy, hatrany amin’ny “Mahatalanjona”, “M’Fly away”, sns, hatramin’ireo nivoaka faramparany, […]
Slam Nasionaly: efa manomboka ny fifantenana isam-paritra
Hotanterahina ny sabotsy 16 marsa 2024 ny fifaninanana rejionaly, ahafahana miatrika ny «Slam nasionaly 2024». Ny mpiangaly slam avy ao Mahajanga, mivondrona ao anatin’ny “Collectif Slamasôva”, sy ny avy eto Antananarivo, ao anatin’ny “Madagaslam Section Tanà” no hanao izany rahampitso. Eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba no hanatontosana izany […]
Fampiroboroboana ny zavakanto: mahaliana ny ankizy sy ny tanora ny hosodoko
Ny talenta, efa eo. Tsy ampy anefa fa ilaina koa ny manatevina ny teknika amin’ny alalan’ny fakana traikefa amin’ireo efa mpanao hosodoko. Maro ireo ankizy sy tanora no liana sy miditra amin’ity zavakanto ity. Seha-kanto iray ahitam-pivoarana ny hosodoko. Mihamaro mpankafy izany na dia mbola misedra olana aza ny eo […]






