Nahatanteraka ny fanambiny ny Quatuor & Squad! Tontosa tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, ny faran’ny herinandro teo, ilay fampisehoana « Mifankatiavana ihany». Seho nahitana avy hatrany ilay fahaiza-mitendry zavamaneno sy mandrindra ny fampiarahana ny feon’izy ireo. Tamin’ny alalan’ny «lokanga» isan-karazany no nanatontosan’ny Quatuor & Squad izany. Hotohizana amin’ny alakamisy 14 marsa izao, ao […]
Other News
Tontolon’ny hira : nodimandry i Mika Kely Bassiste
Lavo ny andrarezina! Nodimandry, omaly, i Raoel Brice Mick Angelot, fantatra amin’ny solon’anarana Mika Kely Bassiste. Araka io, ny fitendrena gitara « basse » (gitara migobom-peo) no tena nahafantarana azy. Tarika sy mpanakanto maro manana ny lazany no nametrahan’i Mika Kely Bassiste ny dian-tanany. Anisan’izany ny tarika ‘Zay, Samoëla… Ankoatra ny fitendrena […]
«Temps fort théâtre» : nahasarika olona ny tropy Jeannette
Nosokafana, omaly, tao amin’ny Institut français Madagascar (IFM) Analakely, ilay hetsika «Temps fort théâtre», andiany voalohany. Ny tropy Jeannette, anisan’ny zokiny indrindra amin’ny filalaovana teatra eto Madagasikara no nisantatra izany tamin’ny alalan’ny fikaloana ireo hira teatraly nanana sy mbola manana ny maha izy azy ankehitriny. Fantatra fa anisan’ny mampiavaka ny […]
Taom-baovao malagasy : famerenan-kasina ny maha olona sy ny firenena
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, tetsy amin’ny kianja masoandro, ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy, omaly hariva. Nosokafana tamin’ny alalan’ny fandrehetana ny afotsimaty izany. Tonga nanokatra izany ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Randriamananoro Augustin. “Famerenena indray ny hasina maha olona sy ny fifankatiavan’ny Malagasy rehetra ary ny soatoavina feno eto […]
Fidiovana sy tsodrano : fomba fototry ny fankalazana ny taom-baovao malagasy
Tsy finoana fa fomba malagasy ny taom-baovao. Anisan’ny fomba teto Madagasikara nandritra ny taona maro, efa hatry ny ela ny fidiovany ny tenany. Fomba fanao entina mankalaza ny taom-baovao io fidiovana io sy ny tsodrano. Endrika ara-kolotsaina manome lanja ny soatoavina maha Malagasy ny taom-baovao tamin’ny faha mpanjaka, teto Imerina. […]






