Other News

TSELATRA

Naiditra am-ponja eny Tsiafahy, omaly, ilay lehilahy nanolana ankizivavy 14 taona, teny Sabotsy Namehana. Mpifanerasera akaiky tamin’io lehilahy io ilay lasibatra. Nitoriany fitiavana io ankizivavy io saingy nanda hatrany ka nanamparany ny filan-dratsiny. Renim-pianakaviana iray hita faty tao anaty kirihitra, tao Fandrava, fokontany Mananjary, kaominin’Ibity, distrikan’Antsirabe II, ny alin’ny sabotsy teo. […]

Sahasinaka: lamasinina nivadika, olona telo namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana an-dalamby indray tao amin’ny PK 110, Saha­si­naka Fenomby, distrikan’i Manakara, omaly maraina tamin’ny 10 ora sy 30 mn. Zotra an-dalamby mampitohy an’i Fianarantsoa – Manakara (FCE) no nivadika, nivoaka ny lalamby teny am-pandehanana. Vokany, olona telo indray namoy ny ainy, ny iray maty voatsindry tao ambany lamasinina, iray […]

Vao nivoaka ny fonja: vehivavy tratra teo am-pivarotana rongony

Nidoboka am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjan’ Antanimora, afakomaly, ireo vehivavy roa voarohirohy ho tompon’antoka tamina raharaha trafikana zava-mahadomelina mahery vaika. Voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ ny zava-mahadomelina Anosy, teny Itaosy sy Ambo­hi­tri­manjaka, izy roa vavy, ny 29 janoary 2024 lasa teo. Fivarotana rongony sy fahatrarana fitaovana fihinanana zava-mahadomelina […]

Nikendry teratany vahiny : mpaka an-keriny telo maty voatifitra

Nifanenjehan’ny mpitandro filaminana, jiolahy telo nikasa haka an-keriny teratany vahiny lavo teny Ambohibe, kaominina Ankadikely-Ilafy, afakomaly alina. Nanohitra mpitandro filaminana hisambotra azy, namoy ny ainy avokoa ireo jiolahy rain-dahiny telo tratra teny amin’ny fokontany Ambohibe, kaominina Anka­dikely Ilafy, afakomaly alina. “Nahare olona niteny: Mijanonà intelo izahay tato an-trano tamin’ny 12 […]