Other News

Madagasikara – Etazonia : matotra hatrany ny fiaraha-miasa ara-tafika

Nihaona tamin’ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Sahivelo Lala Monja Delphin, omaly, ny ambasadaoro amerikanina. Nitarika ny delegasiona, ramatoa Claire Pierangelo. Fiarahabana sy firariantsoa noho ny fisahanana andraikitra vaovao amin’ny maha minisitra azy no tena vontoatin’ny fihaonana. Nambarany fa mpiara-miombon’antoka ara-miaramila ha­trizay ny amerikanina sady manana tompon’andraikitry ny fiarovana […]

INDRAY MIJERY

Natao ny alatsinainy teo ny famindram-pitantanana teo amin’ny talen’ny fampianarana ambony mpisolo toerana, Pr Rakotozafy Rivo, sy ny tale vaovao, Dr Ramahazosoa Irrish Parker. Fanambin’ny tale vaovao ny hiantoka ny filaminan’ny fanadinana bakalorea, ny fandaminana ny fisoratana anarana. Manome toky ny mpianatra sy ireo ray aman-dreny ny tenany. Nitsidika ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Nandray ny valin-kasasarany avy amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) avy hatrany ireo nahazo ny amboara sy mari-pankasitrahana nandritra ny lalao « Telma Coupe 2023 ». Notanterahina ny alatsinainy lasa teo, teny Isoraka, izany. Ny FMF izay manao ny ezaka rehetra hampandrosoana ny baolina kitra malagasy. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny seksiona […]

Moto- Mathias Plantive : nandresy tamin’ny dingana voalohany

Nanjakan’i Mathias Plan­tive ny fifaninanana nasionaly dingana voalohany “1ère man­che”, taranja Moto cross, sokajy “Elite 1” izay notanterahina teny Ambohidava, ny alahady 28 janoary lasa teo. Laharana voalohany ny tenany rehefa nahavita “tours” 12 tao anatin’ny 20 minitra, ka nahazoany isa 50. Teo amin’ny laharana faharoa kosa i Claudio Tida, […]