Lasa mpilalao milaravinahitra any amin’ny Nosy rahavavy La Réunion, Randriatsiferana Tokinantenaina Olivier na i Tsiry kely, Malagasy mpilalao baolina kitra. Araka ny vaovao voaray omaly, ao amin’ny klioba Saint Pauloise FC izy no hilalao. Marihina fa hiaraka amin’i Rojo be, Malagasy hirakiraka, izany i Tsiry kely. Efa niaraka nilalao tao […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Norombahin’i Rija, Nanou, Olivier ny lelavola 8 tapitrisa Ar, nandritra ny « Grand Prix », taranja tsipy kanetibe nokarakarain’ny Petanque Club Imerintsiatosika. Fifaninanana izay natao teny Ambatomirahavavy, ny sabotsy sy ny alahady lasa teo. Marihina fa notolorana vola 1 tapitrisa Ar ny faharoa. Manaraka fiofanana ao amin’ny klioban’ny Paris FC, France D2, […]
MJS : hanangana akademia avo lenta
Mitohy hatrany ny fanatsarana eo anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS). Taorian’ny fanendrena ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta, namoaka ny laharam-pahamehany ny MJS. Voalaza nandritra ny filankevitry ny minisitra voalohany, afakomaly, voaporofo fa mampamiratra an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fanatanjahantena. Noho izany, Tsy maintsy hatsangana, ny Akademiam-pirenena […]
Lalao Echecs-Afrika faritra 4.4 : voatazon-dRakotomaharo Fy ny anaram-boninahitra
Nifarana omaly, teny amin’ny Hôtel Destiny Ambohimangakely, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, Zone 4.4, taran ja Échecs. Voatazon-dRakotomaharo Fy ny anaram-boninahitra. Nizotra araka ny tokony ho izy ny fifaninanana nandritra ny 7 andro. Mpifaninana 34 avy amin’ny firenena afrikanina 7 no tonga teto Madagasikara. Teo amin’ny sokajy lehilahy, voahosotra ho […]
Andoharanofotsy : tratra ilay rangahy nandoro ny vadiny
Tazonina hanaovana famotorana, nanomboka afakomaly, ao amin’ny biraon’ny polisy, kaomisaria foibe Atsimondrano, ilay rangahy nandoro ny vadiny tao an-tranony, eny Mahabo Andoharanofotsy. Ny alin’ny faran’ny taona 2023, nisy trano may teny Mahabo Andoharanofotsy. May tao anatin’io trano io ny ramatoa lehibe iray. Novonjen’ny fokonolona izy ka nentina haingana tao amin’ny […]







