Miakatra hatrany ny lazan’ilay Malagasy mpilalao basikety, Rakotonanahary Donovan, any Etazonia. Matetika mahazo vokatra tsara ny ekipany ary anisan’ny mpilalao misongadina izy. Maro ireo sekoly ambony sy klioba maniry haka azy amin’ity taom-pikatrohana ity. Anisan’ny mikasa hanome vatsim-pianarana “sport-étude” ho azy ny Oniversite Benedict ao Etazonia. Azon’i Lionel Messi indray […]
Other News
MDN Stadium Betongolo : kianja “synthétique” ho an’ny miaramila
Taorian’ny RM 1 Analakely, nahazo kianja “synthétique” ihany koa ny miaramila eny Betongolo. MDN Stadium no anarana isaloran’izany fotodrafitrasa izany, izay fiaraha-miasa tamin’ny orinasa PK, tantanan’i Harimanitra Andriamparany. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma lasa teo ny kianja, natokana ho an’ny baolina kitra lalaovin’olona 7. Afaka ampiasaina isan’andro na amin’ny […]
« Telma Coupe 2023 »: hifandona ny CFFA sy ny Fosa Jr
Dimy volana aty aoriana, mitohy indray ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma Coupe 2023”. Hiditra amin’ny ampahefa-dalana ity fifanintsanana ity ny sabotsy ho avy izao. Klioba miisa valo ao amin’ny PFL ireo hifanintsana. Notanterahina omaly, teny Isoraka, biraon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny fisarihana « tirage au sort » ny ampahefa-dalan’ny […]
Loholona Ramanambitana Richard : “Ny vahoaka no hitsara ny governemanta vaovao”
“Ny vahoaka no hitsara voalohany indrindra manoloana ny fianianana nataon-dry zareo, ankoatra ny fitsarana anatiny ataon’ny fanjakana”, hoy ny fanehoan-kevitry ny loholona Ramanambitana Richard, tamin’ny mpanao gazety teny Anosikely, afakomaly, momba ny governemanta vaovao. Tsy ataotao foana ny fianianana, fa hanatanteraka ny asa ary tsy mitady afa-tsy ny tombontsoa ambonin’ny […]
INDRAY MIJERY
Mikatona avokoa ny fiangonana FJKM rehetra amin’ny alahady izao. Mifamotoana eny amin’ny Toeram-piofanana ho mpitandrina (TPM), Ivato, ny mpino kristianina rehetra amin’ireo synodam-paritany, hitondra am-bavaka ny taom-piasana 2024. Hitondra am-bavaka ny filohan’ny FJKM sy ny ankohonany koa, mandritra izany. An-tapitrisa ireo mpino kristianina FJKM heverina ho avy eny an-toerana. Natao […]







