Other News

Jiolahy mahery vaika : sivy mianaka maty voatifitra

80 lahy nanafika tanàna tao Mandrosonoro. Nirefodrefotra ny basy, afakomaly. Voaroba ny fianakaviana iray. Raikitra ny fanarahan-dia. Sivily sivy mianaka matin’ny jiolahy. Nirefodrefotra ny basy tao amin’ny fokontanin’i Belavenona, kaominina Mandrosonoro, afakomaly ma­raina tamin’ny 4 ora. Ni­tam-piadiana ireo dahalo nanao be miditra tao an-tanana. Niharan’ny habibiana avy hatrany ny raim-pianakaviana […]