Nivadika tampoka teny am-pandehanana ny fiarabe mpitondra vola, an’ny orinasa Brink’s, afakomaly, tao Vohipeno. Avy any Vangaindrano handeha hihazo an’i Manakara ity fiarabe ity no tra-doza tampoka. Voalazan’ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary fa vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny loza ka nivoaka ny lalana ilay fiarabe. Naratra avokoa ireo […]
Other News
Andavamamba : mpandeha moto voatsatok’antsy
Naratra mafy voatsatok’antsy teo amin’ny kibony ny raim-pianakaviana iray 45 taona, teny Andavamamba, omaly vao maraina. Handeha hiasa any Tanjombato izy no nosakanan’ny jiolahy telo, teo amin’ny lalana mihazo an’Ilanivato Anosipatrana. Araka ny fanazavany teny amin’ny hopitaly, saika hangalatra ny moto nentiny ireo jiolahy, saingy niezaka nanohitra izy ka tsy […]
Haintrano tao Tanjombato: telo mianadahy maty kilan’ny afo
Zaza telo, zanak’olona mpianadahy niara-maty vokatry ny haintrano tetsy Tanjombato, afakomaly. Mbola nialana nenina ny iray saingy namoy ny ainy omaly maraina nanaraka ireo zokiny roa. Indray mipi-maso! Kilan’ny afo ny zaza telo mianadahy, telo taona ny roa lahy ary 5 taona ilay vavy, tao Ambany Andrefana, anatin’ny fokontany Tanjombato, […]







