Quelques jours seulement après le nouvel an et le discours poignant du président de la République, un nouveau scandale vient d’éclater au grand jour défrayant la chronique, autour de cette affaire de riz avarié dans la ville des Fleurs que l’on a voulu reconditionner et vendre sur le marché. Plusieurs […]
Other News
Lalatiana Rakotondrazafy : “Aoka izay ny gaboraraka…”
Namoaka fanambarana ny minisitra teo aloha sady mpanorina ny antoko Freedom, i Lalatiana Rakotondrazafy. Nankasitrahany ny filohan’ny Repoblika tamin’ny nanendrena indray ny Praiminisitra Christian Ntsay. Nambarany fa efa niara-niasa tamin’ny lehiben’ny governemanta ny tenany ary mahalala fa voafehiny ny fitantanan-draharaham-panjakana. Nanteriny fa miandrandra zavatra lehibe ny vahoaka ary mila ovaina […]
VAOVAO TAMBATRA
Mandeha tsara ny orinasa manodina voatabia, any Ambalabako Ambatondrazaka. Anisan’ny vokatra voalohany ahodiny ny voatabia voatoto «ketchup». Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Distrika iray, Ozinina iray (Odof), napetraky ny fanjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria ity hetsika ity. Nahazo fitaovam-pitiliana «radar» mahakasika ny toetr’andro i Madagasikara. Anisan’ny vokatra miabo azontsika […]
Telma : « Mizara hafaliana » ho an’ny taona vaovao
Nanao hetsika lehibe manerana ny tanàn-dehibe eto amintsika ny orinasa Telma, ny 5 janoary teo. Nomena ny lohahevitra hoe «Mizara hafaliana», nisantarana ny taona vaovao 2024. Anisan’ny nanaovana izany ny tany Antsiranana, Nosy Be, Toamasina, Mahajanga, Toliara, Fianarantsoa, Morondava, Antsirabe, Taolagnaro ary Antananarivo. Nizarana fanomezana «goodies», nanehoana ny firaisam-po niaraka […]
Fianarantsoa : tafapetraka ny tetezam-by any Mahazengy
Miverina amin’ny laoniny tanteraka ny fifamoivoizana amin’ny lalam- pirenena fahafito (RN7). Miezaka manala ny tany mihotsaka amin’ny zotra an –dalamby ny FCE. Vita tanteraka ny asa fametrahana ny tetezam-by «pont modulaire» vonjimaika any Mahazengy Fianarantsoa, eo amin’ny PK 416+300, afakomaly. Nandritra ny telo andro no nanaovana ny asa, niarahana tamin’ny […]







