Other News

Financement de l’élection: un gap d’environ 13 milliards d’ariary à combler

Le budget destiné à l’organisation de l’élection est presque complet. Actuellement, il ne manque plus que 13 milliards d’ariary sur les 83 milliards prévus. La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) se veut rassurante par rapport au fonds destiné à l’organisation des deux tours de l’élection présidentielle. A moins de deux […]

Jly Rakotoarijaona Josoa : “Vonona hiaro ny safidim-bahoaka ny Foloalindahy”

«Mandalo kihon-dalana lehibe ny firenentsika ankehitriny dia ny fiatrehana ny fifidianana filohan’ny Repoblika. Zava-dehibe ho anay ny hahafantaran’ny vahoaka malagasy hiaro ny vahoaka, indrindra ny safidim-bahoaka», hoy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotoarijaona Josoa, tamin’ny lanona-miaramila fanolorana faneva ireo jeneraly 36, taona 2022, teny amin’ny Vondron-tafika mpilatsaka an’elonaina, Ivato, […]

Tohan’ny orinasa Star : nahazo rano fisotro ny fokontany Ankidondona Ambatolampy

Notokanana ny 6 septambra teo ny siniben-drano sy ny paompy miisa enina ho an’ny fokontany Ankidondona II Ambatolampy, toerana ahitana ny ozinina lehibe indrindra an’ny orinasa Star. Nitarika ny fotoana ny tale jeneralin’ny Star, Marc Pozmentier, notronin’ny manam-pahefana maro any an-toerana. Nambaran’ny ben’ny Ta­nàna Ambatolampy fa 30 tao­na tsy nanana […]