Other News

Tsara fiafara

  Hifarana rahampitso ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11, atao eto Madagasikara. Nizotra tamim-pilaminana izany tamin’ny ankapobeny. Samy afa-po ny ankamaroan’ny mpandray anjara, indrindra ny vahiny. Marina fa tsy misy ny tonga lafatra, misy ny indro kely saingy tsy nahasakana ny lalao izany. Azo lazaina fa tsara fiafara ny zava-drehetra na […]

TSELATRA

Niharan’ny fanolanana teny am-piadrasana vorona ny ankizivavy roa tao Angoja, kaominina Ambatosoratra, distrikan’Ambatondrazaka, ny herinandro lasa teo. Efa-dahy ary nisy tsy ampy taona nanampatra ny filan-dratsiny tamin’ireo roa vavy.Nirahana hiandry omby izy efa-dahy ireo kinanjo tratra namoa-doza. Dahalo mpangalatra omby roa lavon’ny mpitandro filaminana tao Antsirabe, omaly maraina. Nifampitifitra tamin’ny […]

Herisetra ara-nofo : mpianatra roa vavy naolana dimy lahy

Mpianatry ny oniversite roa vavy nanamparan’ny dimy lahy ny filan-dratsiny tao Toamasina. Nitsoaka ireo nahavanon-doza. Voaambana antsy sady naolana ny mpianatra roa vavy avy ao amin’ny oniversite Barikadimy, tao amin’ny moron-dranomasina ambadiky ny arabe Ratsimilaho, ny 27 aogositra teo. Avy nanao fanadinana izy roa vavy. Nifampitarika teny amoron-dranomasina haka rivodrivotra […]

Mpamerin-keloka : jiolahy iray maty voatifitry ny polisy

Lavon’ny balan’ny polisy ny jiolahy iray tao amin’ny fokontany Morafeno Vangaindrano, afakomaly. Azo sambo-belona kosa ny jiolahy iray namany voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra sy fanafihana mitam-piadiana. Nahazo loharanom-baovao ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Vangaindrano momba ny fisiana andian-jiolahy mikasa hanafika ao amin’ny fokontany Morafeno. Tsy niandry ela ny […]