« Atsimondrano fitaratra 2023 ». Io no fanambin’ny distrikan’Atsimondrano. Na teo aza ny krizy Covid-19 sy ny ara-toekarena maneran-tany, maro ny fotodrafitrasa mitondra fampandrosoana vita tao anatin’izay efa-taona sy tapany izay. Miisa 26 ny kaominina ao anatin’ny distrika Atsimondrano, tantanin’ny IRD ny 11. Ho an’ny fanamboaran-dalana, misy ny arabe vita godirao, rarivato, […]
Other News
Kitra – Amboaran’ny kaonfederasiona: hanatevina ny Elgeco Plus i Tendry sy i Feno
Mitady ny fomba rehetra hahazoana vokatra tsara amin’ny fiatrehanany ny fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasiona, eo amin’ny taranja baolina kitra, ny Elgeco Plus. Nantsoin’i Raux Auguste sy Radafison Jimmy, mpanazatra ny Elgeco Plus, hanatevina azy ireo, i Tendry Mataniah, mpilalaon’ny Disciples FC sy i Feno, avy amin’ny Ajesaia. Araka ny fanazavana […]
Diviziona 2 Nasionaly: resin’ny FC Inate Vakinankaratra ny ASJ FC
Notanterahina omaly, ny andro faharoan’ny fifaninanana «Ligue des Champions 2023», taranja baolina kitra, diviziona faharoa, nasionaly. Tany amin’ireo toerana efatra: Antsiranana, Ambatondrazaka, Tsiroanomandidy, Toliara no nanatontosana izany. Araka ny vokatra voaray, resin’ny solontenan’i Vakinankaratra FC Inate, tamin’ny isa 3 no ho 1, ny ASJ FC, nihintsana tao amin’ny “Orange Pro […]
DAKA AN-JORONY: Mitaky fiovana sata i Faneva Ima
Tsy mbola ahitana filaminana hatramin’izao ny tontolon’ny baolina kitra malagasy. Tsy miady tsy miady nefa ny kibay an-kelika ihany. Mifampitana hatramin’ny farany ireo mpifanandrina. Andaniny, ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) ary ankilany, Andriantsima Faneva Ima, kapitenin’ny Barea de Madagascar teo aloha, mitarika ny “Collectif des Clubs de Foot-ball Malagasy” […]
ASIEF: nandresy tamin’ny volley sy basikety ny ekipan’ny Governemanta
Mandray anjara mavitrika anatin’ny fifaninanana nasionaly ho an’ny mpiasam-panjakana, ny Governemanta. Nandresy tamin’ny taranja Volley sy basikety izy ireo, omaly. Notontosaina tao amin’ny kianja mitafon’i Soavita Toamasina, ny lalao ara-pirahalahiana, taranja Volley sy Basikety, nifanandrinan’ny Governemanta sy ny Faritra Atsinanana. Nanao pao-droa ny ekipan’ny praiminisitra, Ntsay Christian, izay nahazo fandresena […]






