Sambany ! Handray anjara amin’ny fifaninanana mitondra motocross aty Afrika (MXOAN), hatao ny 9 hatramin’ny 11 aogositra izao, atsy Afrika Atsimo i Madagasikara. Miisa valo ny Malagasy handray anjara, 10 hatramin’ny 18 taona, amin’ny sokajy 125 cc, 85 cc, 65 cc ary 50 cc. Nanolotra taratasim-bola mitentina 10 000 000 Ar ny […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Randriamamy Mathyas, Malagasy mpilalao baolina kitra, anisan’ireo voasokajy ao anatin’ireo amidy ao amin’ny klioba frantsay, Paris Saint-Germain. Marihina fa ao amin’izany ihany koa, i Kylian Mbappé, kintan’ny baolina kitra frantsay. Tsy manaraka fanazaran-tena miaraka amin-dry Neymar, mpilalao brezilianina moa izy ireo. Lalaon’ny “Francophonie”. Miisa efatra ireo atleta malagasy mahazo medaly […]
DELEGASIONA MALAGASY : nohamafisina ny fiarovana
Nitondra fanazavana mahakasika ny zava-misy any Kinshasa, ao anatin’ny lalaon’ny Frankôfônia, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nanaiky ny filohan’ny delegasiona, Rakotozafy Rosa, fa tena nisy ny olana natrehan’ny atleta malagasy sy ny delegasiona malagasy, teo amin’ny hotely sy ny fitaterana ary ny sakafo. Nisy ny fifampiresahana tamin’ny […]
Kitra – «Ligue des Champions 2023» : hanomboka anio ny fifaninanana D2 nasionaly
Handray lalao amin’ny fifaninanam-pirenena “Ligue des Champions 2023” ireo faritra efatra eto Madagasikara. Anisan’izany Antsiranana, Ambatondrazaka, Tsiroanomandidy, Toliara. Hotanterahina manomboka anio 4 aogositra ny fifaninanana «Ligue des Champions 2023», taranja baolina kitra. Araka ny fikarohana natao omaly, amin’ny 12 ora sasany ny solontenan’ Analamanga, FC Rouge no hiakatra kianja any […]
Fanondranana lavanila : hitsipaka ny fepetra takina ny fanjakana malagasy
Tsy hanaiky ny tapaky ny Vaomiera eoropeanina izay mametra ny taha farany ambony azo ekena amin’ny fisian’ny nikotinina ao anaty lavanila ny firenena malagasy. Hitsangana ny “task force” misy ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana, ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana ary ny minisiteran’ ny […]






