Other News

TSELATRA

Olona iray naratra, vokatry ny fifando­nana Sprinter roa tamina kamiao iray tao Tsaramanga Ambatofotsy, omaly tamin’ny 3 ora maraina. Nijanona teo amin’ny fiola­hana anaty fiakarana io kamiao io. Tsy nahitan’ny mpamily Sprinter mari-pamantarana izany ka nitarika ny loza. Tsy nisy ny aina nafoy. Taxi iray hotohoton’ny afo tetsy Anosy, omaly […]

Analamahitsy: Pakistanais roa lahy voasambotra

Pakistanais roa lahy sy Ma­lagasy roa tra-tehaky ny mpitandro filaminana tetsy Analamahitsy, afakomaly. Na­hatrarana fototra zava-maniry tsy fahita afa-tsy eto Mada­gasikara an-jatony tao amin’ izy ireo. Nokasainy haondrana an-tsokosoko ireo harem-pirenena ireo. Mananika ny 1 tapitrisa dolara ny tombam-bidin’ ireto zava-maniry ireto, araka ny tatitry ny zandary nanao famotorana. Nahitana […]

Betroka : vehivavy hita faty voatapa-doha

Fatim-behivavy efa simba hitan’ny fokonolona nitsirara tao Andakana, distrikan’i Betroka, omaly maraina. Nana­tonan’ireo nanatri-maso, tsy teo amin’ilay vehivavy ity intsony ny lohany. Notapahana tamin’ny zava-maranitra izany. Niezaka namantatra azy ny iray tanàna. Potika tanteraka anefa ny vatan’io ramatoa io. Efa niala koa ny nofo tamin’ny tanany havanana. Nidina ifotony nijery […]

Nisarahan’ny olon-tiany : tovolahy 18 taona, namono tena

Maty nitelina poizim-boalavo ny tovolahy iray, omaly. Tsy nahazaka fisarahana niharo teny maharary nataon’ny olon-tiany taminy izy. Nividy poizim-boalavo telo fonosana, namoy ny ainy ny lehilahy iray 18 taona tao amin’ny fokon­tanin’i Morafeno, parisela 14/22, anatin’ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina, omaly. Tsy nifanara-kevitra tamin’ny sakaizany izy. Tsy an’asa, tsy nahazaka ny […]