Mifarana androany ny fisoratana anarana amin’ilay tetikasa « Miary Digital » natao ho an’ireo tanora mandraharaha eo amin’ny sehatry ny niomerika sy ny haitao ara-kajy mirindra. Hanomboka ny sivana ho an’ireo mahafeno ny fepetra takina, ka hahazo famatsiam-bola 5 000 ka hatramin’ny 15 000 dolara, ireo start-ups mendrika indrindra. Tanjon’ny […]
Other News
Anjozorobe : nametrahana ozinina mpanodina soja sy voanjo
Hampiakatra avo ny toekarena sy ny fiharian’ny tantsaha ao amin’ny distrikan’ Anjozorobe ny fahazoana ozinina mpanodina soja sy voanjo. Hihena ny fanafarana menaka avy any ivelany. Mitohy hatrany ny politikam-panjakana amin’ ny fampiroboroboana ny tetikasa “One disctict one factory, (odof)” na ny fametrahana ny taninketsa indostrialy. Nametrahana ozinina mahatoto akora […]
INDRAY MIJERY
105 ny toerana fanangonana tavoahangy plastika napetraky ny orinasa Star amin’ny toerana maromaro manerana ny Nosy. Nanomboka ny taona 2019 no ho mankaty, 35t ny tavoahangy plastika voaangona ka navadika ho akanjo sy zavatra hafa mbola azo ampiasaina indray aty aoriana. Misy ny mpiara-miasa any amin’ny toerana misy ny vata […]
Basikety – Mada U-16: tompondaka ny Ascut zazavavy
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy zazavavy latsaky ny 16 taona, ny Ascut Atsinanana . Fiadiana ny tompondaka nasionaly U-16, notanterahina tany Toamasina, ny herinandro lasa teo. Omaly alahady no nanaovana ny famaranana ka nivoaka ho mpandresy 62 no ho 52 nanoloana ny Mb2All, ny ekipan’ny Ascut, laharana fahatelo […]
Kitra, vehivavy- Mondial 2023: miisa enina ireo firenena efa tafita
Efa tafita amin’ny dingana manaraka ho an’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy, i Suisse, i Norvege (Vondrona A), i Espagne, i Japon (sokajy C), i Angleterre (D), i Colombie (H). Fifaninanana izay tanterahina any Australie sy Nouvelle Zélande, ny 20 jolay-20 aogositra ho avy izao. Ankoatra […]






