Other News

Tsy navela hanao baolina : maty nananton-tena i Jean Antonio

Naleony namoy ny ainy ! Hita faty tao Ambalavotaka Masomeloka, manamorona ny Lakandranon’i Pangalana, omaly, i Herinaina Jean Antonio, ankizilahy 12 taona. Voalazan’ny fampitam-baovao marim-pototra avy amin’ny zandary ao Masomeloka, handeha hilalao baolina hiaraka amin’ny namany izy ny alarobia maraina tamin’ny 9 ora sy 30 mn. Tsy navelan-dreniny, Antoine Emilienne, handeha […]

Mosavy tamin’ny vola : «Notapahako tamin’ny antsibe ny tanako», hoy i Albertho

Nitantara ny nanjo sy ny antony nahatonga azy sahy nanapaka ny tanany havia tamin’ny antsibe tao Antsarakofafa Toamasina, i Albertho. Nilaza izy fa mosavin’olona no nahatonga ny fery tsy nety sitrana teo amin’ny tanany… Nandritra ny fitsaboana azy tao amin’ny hopitaly manara-penitra ao Morafeno Toamasina no nilazany ny zava-nisy marina, […]