JIOI, notoloran’ny Minisiteran’ny Jono sy ny Toekarena Manga fitaovana ireo atleta 16 manana fahasembanana, omaly. Natao hanampiana azy ireo hiatrika ny taranja lomano. Marihina fa ity minisitera ity no voatendry hiahy azy ireo. Tsara ny mampahafantatra fa ny “Madagascar Paralymique Commity” no mampivondrona ireo atleta manana kilema ireo. Al Nassr […]
Other News
“Coupe de la Confédération, CAF” : hidona amin’ny Gaborone United Botswana ny Elgeco Plus
Notontosaina, omaly, tany Le Caire Egypte, ny antsapaka ho an’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika “Coupe de la Confédération de la CAF 2023 (CCAF)”, taranja baolina kitra. Araka izany, ny Gaborone United Sporting Club Botswana no mpifanandrina amin’ny Elgeco Plus Madagasikara amin’ity fifaninanana ity. Ny 18 na 19 na 20 aogositra […]
Kitra : hanoman-tena atsy Afrika Atsimo i Maurice
Nambaran-dRasoanaivo Fidy, ilay Malagasy mpanazatra ny Club M ao Maurice, taranja baolina kitra, ny alakamisy lasa teo, nandritra ny fanazarantena notanterahiny tany an-toerana fa handeha hanoman-tena atsy Afrika Atsimo, izy ireo, ny fiandohan’ny volana aogositra ho avy izao. Efa nandefa ny taratasy fangatahan-dalana any amin’ny federasiona maorisianina ny tenany ary […]
Karate – Lalaon’ny Nosy 2023: hahazo valin-kasasarana izay mahazo medaly
Maneho ny fahavononany hanohana ny taranja karate, amin’ny fanomanana sy fiatrehana ny lalaon’ny Nosy, ireo minisitra mpiahy ity taranja ity. Nampanantena hanome valin-kasasarana ho an’izay mahazo medaly izy ireo. Tonga nitsidika ny ekipam-pirenena malagasy tetsy amin’ny Madagascar Espace By-pass, omaly, ireo minisitera roa mpiahy ity taranja ity. Nambaran’ny sekreteram-panjakana miadidy […]
INDRAY MIJERY
Tsy niandry! Namoaka ny tetiandro hizarana ny vatsim-pianarana efa-bolana, ho an’ny oniversitem-panjakana rehetra ny minisiteran’ny Fampianarana ambony raha vao nanao fanambarana iraisana ny fikambanan’ny mpianatry ny oniversiten’Antananarivo. Nanomboka ny 24 aogositra ka hatramin’ny faran’ny volana aogositra ny fandoavana ny vola. Voaloa 100% ny tambin-karama nandritra ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC […]






