Other News

Kenpo/MMA-Mada 2023 : mpikatroka 60 mahery handray anjara

Hotontosaina anio alarobia 21 jona sy rahampitso 22 jona, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kenpo/MMA (Martial Mixed Art). Ao amin’ny PK 00, Che­minots Antanimena no hanatanterahana izany. Mpikatroka 60 mianadahy eo no handray anjara, izay avy amin’ny faritra Matsiatra Ambony, Anala­manga, Vakinankaratra ary Itasy. Araka ny fandaharam-potoana, fandanjana tsy […]

Kick-boxing-JIOI 2023 : niverina omaly ny fampivondronana

Nitohy nanomboka omaly 20 jona ny fampivondronana, ho an’ny taranja kick-boxing. Fanapahan-kevitra noraisina rehefa naverina ho anisan’ny taranja hifaninanana amin’ny lalaon’ny Nosy indray ity taranja ity. Voakasik’izao fampivondronana izao ny sokajin-danja 48kg, 52kg, 56, 60, -65kg, eo amin’ny vehivavy. Ny sokajy 51kg, 54kg, 57kg, 60kg, 63,5kg, 67kg, 71kg, 75kg, -81kg […]

Rugby – Lalao fihantsiana : hanafika ny Makis ny oniversiten’ i Bristol avy any Angletera

Hampiantrano vahiny goavana ny rugby malagasy. Taorian’ny “Can” vehivavy, handray ny mpianatry ny oniversiten’i Bristol avy any Angletera. Hidona amin’ny Makis “senior” sy U20. Tonga eto Madagasikara, omaly, ny ekipan’ny oniversiten’i Bristol, avy any Angletera. Tsy hitsangantsangana fa hanafika ny Makis de Madagascar. Hisy ny fihaonana eo amin’ny ekipa roa […]

Tsena iraisam-pirenena : miara-miasa i Madagasikara sy i Royaume-Uni

Miompana amin’ny fifandraisana ara-barotra, ny jono ary ny fiaraha-miasa ara-toekarena ho an’ny fampandrosoana ny fifanarahan’i Mada­gasikara sy i Royaume-Uni. Nankatoavin’ny solombavambahoaka teny Tsimba­za­za, nandritra ny fivoriambe natao ny alatsinainy teo, ny fanohizana ny fifanarahana ara-toekarena sy ara-barotra amin’i Royaume-Uni. Lany tsy nisy nitsipaka ny volavolan-dalàna fankatoavana ny fidiran’i Madagasikara ao […]

Star : fizarana bodofotsy ho an’ny sahirana

Ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena ny Star, manana tetikasa koa izy amin’ny maha tompon’andraikitra amin’ny sehatry ny sosialy (RSE). Manao hetsika fanampiana sy tolo-tanana amin’izao ankatoky ny fetim-pirenena sady fiatombohan’ny vanim-potoana ririnina izao. Nizarana lamba firakotra mafana, bodofotsy, maimaimpoana ny fianakaviana sahirana eny amin’ny fokontany miisa 10 eto Antananarivo, niarahan’ny […]