Other News

Tetikasa “Miary Digital” : hampiroborobo ny toekarena sy ny famoronan’asa

Hanampy ny tanora malagasy mpandraharaha sy hanome asa ary hampiroborobo ny fananganana orinasa. Ireo ny tanjon’ny programa “Miary Digital”, ataon’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana sy fanovana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra. Sehatra tsy azo ihoarana ao anatin’ny fanatontoloana ny niomerika sy ny haitao ara-kajy mirindra. Antony nahatonga ny […]

Karate: hivoaka ny 9 jolay ireo handrafitra ny ekipa nasionaly

Nifarana omaly alahady 18 jona, teny By-Pass Am­bo­himanambola, ny fampivondronana fahadimy, hiti­lina ireo karateka handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, manomana ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), hatao eto Madagasikara ny 25 aogositra ka hatramin’ny 3 septambra ho avy izao. Hefarana ny faharetan’izany, niarahan’ ireo mpanazatra 6 mirahalahy ary ilay manampahaizana frantsay, i […]

Rugby – XXL Energy Top 20: nivoaka sempotra vao nandresy ny Mang’Art ny Tam Anosibe

Sahirana ny Tam Ano­sibe vao nahazo ny ta­pakila, hiatrehany ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tomponda­kan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Energy Top 20. Fihaonana, notanterahina omaly alahady 18 jona, teny amin’ny kianja Makis An­dohatapenaka. Efa tany amin’ ny fanalavam-potoana “mort subite”, vao nandresy ny Mang’Arts Manjakaray, ta­min’ny isa 29 no […]