Other News

“Fiba World Cup U19”: hihaona amin’i Chine i Madagasikara

10 andro mialohan’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja basikety “Fiba World Cup U19”, izay hatao any Debrecen, ny 24 jona – 2 jolay, hanao fiofanana any Serbia ny Ankoay. Araka izany, misy lalao andrana efatra ataon’ity ekipam-pirenena malagasy ity, ao amin’ny “Centre Vizura sport” Bel­grade. Anisan’izany, ny fifanandrinan’izy ireo […]

Araka ny didim-pitsarana : an’ny tantsaha ny tany Laniera secteur 12

Nanao fihetsiketsehana ny tantsaha mamboly eny La­niera, secteur 12 (XII), ny sa­botsy 10 jona teo. Satria, mbola misy manakorontana foana izany fitompoana ny tany izany. Ilay novakiana nanamboarana ny lalana avy eny Tsarasaotra mankany Ivato ity toerana ity, ahitana ta­nimbary sy fambolena le­gioma samihafa. Voaso­kajy ho fanajariana ny tany eny […]

Vondrona eoropeanina-Mef : tombanana ny Fed faha-11

Natao, omaly, teto Antana­narivo, ny fivoriana nanombanana ny fandaharanasa ao anatin’ny Tahirimbola eoropeanina ho an’ny fampandrosoana (Fed), andiany faha-11. Mamatsy vola azy ny Vondro­na eoropeanina (UE), izay nanomboka ny taona 2014 hatramin’ny 2020, mitentina 492 tapitrisa Euros. Anisan’ny sehatra voakasika ny fanamboarana fotodrafitrasa (204 tapitrisa Euros), toy ny lalana, ny […]