Other News

Tontolo iainana: loharanom-bola ny fanodinana fako

Azo avadika ho harena ny fako enti-mamelona tokantrano sy olona maro. Tafiditra indrindra izany amin’ny sehatry ny fiarovana ny tontolo iainana sy anatin’ny toekarena maitso. Anisan’ny dingana iray anatin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny fanentanana sy fampahafantarana ny momban’ny fahapotehan’ny zava-mananaina sy ny tontolo iainana. Tafi­ditra anatin’izany ilay hetsika “Ode ry […]

Halatra fiara 4×4 : mpitondra taxi nosamborin’ny polisy teny Tanjombato

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny Sûreté urbaine ny jiolahy nangalatra fiara, nanaovana filazana fahaverezana, tao amin’ny tambajotran-tserasera “facebook”. Tratra teny Anka­dila­lampotsy Ankaraobato ity jiolahy ity, omaly tolakandro tamin’ny 1 ora. Nafeniny tao amina kizo iray ity fiara ity rehefa avy nangalariny. Tsiahivina fa very nisy nangalatra teo amin’ny fiantsonan’ny […]

Ilaina ny fandinihan-tena

Trangam-piarahamonina iray nanaitra tamin’ity herinandro ity no andeha horesahina. Miditra anatin’ny vanim-potoanan’ny fanadinana ny ankamaroan’ny sekoly, indrindra ny sekoly tsy miankina. Misy amin’ny mpianatra anefa no tsy afaka niatrika izany noho ny antony samihafa. Antony iray tena nanaitra no hasiana tsindrim-peo: ireo ankizy navoaka ny efitrano ka nalefa nody, satria […]

Andavamamba : jiolahy roa lavon’ny polisy

Nirefodrefotra ny basy tetsy Andavamamba, omaly hariva. Jiolahy roa mpanao fanafihana mitam-piadiana maty voatifitra ny SAG raha nikasa handositra. Mi­isa dimy ireo jiolahy nifanenjehana. Tratra ny telo ka lavo teo noho eo ny roa, araka ny nambaran’ireo nanatri-maso. Azo sambo-belona kosa ny iray. Tafa­poritsaka ireo namany. Ma­laza ratsy amin’ny fanafihana […]