Misokatra eny amin’ny oniversite Axian, eny amin’ny Galaxy Andraharo, ny toeram-piofanana campus 42 Antananarivo. Fampianarana sy fampiofanana maimaimpoana mikasika ny informatika sy ny niomerika. Firenena fahefatra manana ity toeram-piofanana ity, aty Afrika i Madagasikara. Nilaza ny talen’ny fampianarana 42 any Paris Frantsa, Olivier Crouzet fa tsy ampy betsaka ny olona […]
Other News
Airtel – «10.000 codeurs»: fampianarana informatika
Natao sonia, ny zoma 2 jona teo, ny fiaraha-miasa eo amin’ny Airtel Madagasikara sy ny fikambanana «10.000 codeurs». Mifantoka amin’ny fanofanana informatika maimaimpoana ny tanora malagasy ny fifanarahana. Tafapetraka ny tetikasa taorian’ny fihaonambe faha-12 ny fiovana mankany amin’ny niomerika aty Afrika (ATDA). Nilaza ny tale jeneraly lefitry ny Airtel Madagasikara, […]
Angovo mandeha amin’ny herin’ny masoandro: manomboka amin’ny 10.000Ar ny kit anti-delestage
Miroborobo ny varotra an’ireo kit anti-delestage hatramin’ny niandohan’ny fahatapahan-jiro lavareny. Misy fotoana tsy maharaka ny entan’ireo mpivarotra. Anisan’ny tsena nahazo vahana tao anatin’ny andro vitsy ny varotra ireo karazana kit anti-delestage enti-miatrika ny fahatapahan-jiro isan’andro. Miroborobo fatratra ny tsena. Manomboka amin’ny 10.000Ar ka hatramin’ny 300.000Ar ny vidin’ny kojakoja mandeha amin’ny […]
Kitra any Frantsa: nidina «Ligue 2» ny ekipan’ i Rayan Raveloson
Ratsy fiafara ny ekipan’ i Rayan Raveloson, Malagasy mpilalao baolina kitra ao amin’ny AJ Auxerre Frantsa. Nivarina any amin’ny diviziona faharoa «Ligue 2» izy ireo, rehefa lavon’ny RC Lens tamin’ ny isa 3 no ho 1, ny sabtsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’ny Auxerre. Araka ny fikarohana natao, miisa telo […]
« Ligue des Champions W 2023»: tompondaka ny vehivavy Barcelone
Norombahan’ny Barcelona, Espaniola ny amboara nandritra ny ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des Champions 2023» (LDC), taranja baolina kitra. Lavon’ireto ekipa vehivavy espaniola ireto, tamin’ny isa 3 no ho 2, ny Vfl Wolfsburg Alemana. Izany dia notanterahina tao amin’ ny kianjan’ny Philips Stadium, ny sabotsy 3 jona lasa […]






