Other News

Jica-MTP : fikojakojana ny lalana sy ny tetezana

Natao, omaly, ny atrikasa hanamafisana ny fahaiza-mitantana amin’ny fikojakojana ny lalana sy ny tetezana eto Madagasikara. Manoha­na azy ny Fiaraha-miasa ho an’ny fampandrosoana japoney (Jica). Nisolo tena ny minisitera, ny sekretera jeneraly (SG) ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP), Sambi­solo Emile Joseph, ary ny avy amin’ny Jica, ny solontena maharitra eto […]

Zotran-dalamby  « train voyageur »: niverina nanomboka omaly ny Dia tsara

Nisokatra nanomboka omaly ny zotran-dalamby mpitatitra olona miainga ao Moramanga mihazo an’i Toamasina. Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny minisitry ny Fitaterana sy famantarana ny toetr’andro, Ramonjavelo Valéry, niaraka tamin’ny Governoran’ny faritra Alaotra Mangoro, ny Governoran’ny faritra Atsi­nanana ary ireo tomponandraiki-panjakana isan-tsokajiny. Mandalo kaominina 22 ny Dia tsara, indrindra any amin’ireo toerana […]

Tontolo ambanivohitra: hampiasaina amin’ny fambolena ny teknolojia niomerika

Mbola olana eny ifotony ny fahazoan-kevitra sy torolalana amin’ny sehatry ny famokarana isan-tsokajiny eny ambanivohitra, satria tsy ampy ny olona mpanapariaka azy any amin’ny tantsaha. Anisan’ny vahaolana ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Fanoitra ho an’ny fampandrasoana ny sehatry ny famokarana eto amintsika ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra, na ny […]