Tsy an’ny antitra irery! Efa voaporofo fa maro ny tanora no liana amin’ny teatra, ary maro koa ireo mpisehatra amin’izao fotoana. Vitsy kosa anefa ny seho teatraly ary vitsy toa izany ny toerana ahafahan’ny tropy milalao. Tsy nataon’ny Tropy Jeannette ho sakana izany hatramin’izay, fa nitady hevitra hatrany izy ireo hampitiavana sy […]
Other News
Fanamby « hono »…: hiteny malagasy ranoiray
Lasa fanamby etsy sy eroa ny filazana fa « Volana jona, volan’ny teny malagasy. Hiteny sy hampiasa ny teny malagasy ranoiray tsy misy fangarony izahay » ! Samy ahenoana na ahitana io avokoa na ny any an-tsekoly na any anivona toeram-piasana… Toa midika avy hatrany fa isan’andro, sady tsy manaja ny teny malagasy […]
Faha-5 taonan’ny Randram-peo fiderana : raikitra ny “Méga concert évangélique”
Hotanterahina ny alahady 4 jona izao, eny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny “Méga concert évangélique”, fankalazana ny faha-5 taonan’ny antoko mpihira mitambatra Randram-peo fiderana. Teny faneva amin’izany : “Ka ho reharehanay ny fiderana anao”. Hotendrena amin’izany avokoa ny hira rehetra raha hisahana ny fanamafisam-peo sy ny lampihazo ary ny jiro sy […]
Nanana taranaka vanona ny Malagasy : mpanabe azo antoka ny reny tompon’ny tokantrano
Ho tonga tsy ho ela ny « Fetin’ny Reny ». Na fombam-bahiny aza izy io, efa zary ankalazain’ny Malagasy ihany koa… Nanana ny toerana nametrahan’ny ankohonana sy ny fiarahamonina azy ny reny fahiny, noho ny fandraisany anjara goavana amin’ny fanabeazana ny taranany ho tonga olom-banona any aoriana. Tsy marina ny filazana fa […]
Handball-IHF Trophy Zone6 : nomen’ny MJS valin-kasasarana ny Akio
Noraisin’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Resampa André Haja tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, omaly, ny ekipam-pirenena malagasy Akio handball, sokajy cadette sy junior izay avy niatrika ny “IHF Trophy Africa-Zone 6”, natao tany Afrika Atsimo. Notoloran’ny minisitra fisaorana sy valin-kasasarana izy ireo tamin’ny vokatra tsara azony, ka nanandratana […]






