Nifarana hatreo ny lalan’ny Ankoay, tao anatin’ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja basikety 3×3, tany Vienne Autriche. Laharana fahefatra i Madagasikara tao amin’ny vondrona nisy azy, rehefa naharesy an’i Frantsa, 21 no ho 20. Mitondra ny fomba fjeriny ny Mpanazatra Randrianarivelo Jean de Dieu (Deda). *Gazety Taratra : Nanao ahoana ny […]
Other News
Nosy Sainte-Marie : hiverina ny “Festival des baleines”
3 taona no tsy nisy ny hetsika. Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny campus Telma Andraharo, fa raikitra ny « Festival des baleines » andiany fahenina. Hotontosaina ny 15 hatramin’ny 23 jolay izao izany, any amin’ny Nosy Sainte Marie. Toa ny mahazatra tamin’ny andiany teo aloha, fampiarahana ny kolontsaina, ny fizahantany, ny fanatanjahantena ary […]
60 taona an-tsehatra… : hanome voninahitra an’i Mamy ny tarika MR Razafy
Hiverina an-tsehatra ny tarika MR Razafy. Zava-dehibe loatra ho an’ny mpankafy ny fahenoana izany, indrindra taorian’ny raho-manjombona noho ny nahalasanan’i Mamy, ny volana oktobra 2022. Ho fahatsiarovana azy indrindra, hataon’ny tarika ho fanomezam-boninahitra an’i Mamy ny seho hotontosaina rahampitso alahady 4 jona, etsy amin’ny CCEsca Antanimena, manomboka amin’ny 2 ora […]
Vahaolana mahomby : omena vahana ny ankizy
Jona, volana mampifamatotra ny tantaram-pirenena, ny fitiavan-tanindrazana, ny ankizy, ny teny malagasy, sns. Fotoana ahafahana manararaotra ny fampiainana sy fampahafantarana ny ankizy ny hasina ananan’ny teny malagasy. Tao anatin’ny taona 15 teo ho eo, nahazo vahana fatratra teto Madagasikara ny fampiasana ny teny vahiny ho teny hoenti-mampianatra. Very sy takona […]
Fi.Mpi.Ma 60 taona: hitohy amin’ny « Kabary Tours » ny « Sahobin’ny mpikabary »
Fikambanana zokiny indrindra amin’ny fanandratana ny hasin’ny kabary malagasy. 60 taona ny Fikamban’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma). Tsy ho lalovam-potsiny io vanim-potoana io fa hisy ny hetsika mitohy. Tontosaina, anio, ao amin’ny Carlton Madagascar etsy Anosy, ilay hetsika lehibe « Sahobin’ny mpikabary », hotanterahin’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi. Ma). Manomboka amin’ny […]






