Other News

Héroïne sy Cocaïne : nizerianina dimy lahy nahatrarana 1,600 Kg

Voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina mahery vaika (Stup) sy ny avy ao amin’ny kaomisaria Itaosy ny teratany nizerianina dimy lahy mpanao trafikana zava-mahadomelina ma­hery vaika. Tratra tao amina trano iray eny An­dra­no­nahoatra Itaosy, izy ireo, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nahazo angombaovao ny polisy momba ny […]

Androndra : rotiky ny balan’ny polisy i Betela

Nirefodrefotra ny basy! Maty voatifitry ny polisy mi­a­sa ao amin’ny kaomisaria bo­ri­­borintany faharoa (CSP2), Ambohijatovo, i Betela. Jio­lahy raindahiny amin’ny fanafihana izy. Efa tsy zoviana amin’ny polisy rahateo, efa eo am-pelatanan’izy ireo ny momba azy. Mpamerin-keloka izy. Manohy ny asa ratsiny, isaky ny mivoaka ny fonja, araka ny fanampim-panazavana nomen’ny […]

Herisetra ara-nofo: zazalahy 14 taona sady nanolana no namono

Habibiana tanteraka! Voasambotry ny mpitandro filaminana, omaly, ny zazalahy 14 taona. Sady nanolana no namono ilay zazavavikely vao 6 taona atao hoe “Aylah”, tao amin’ny Fokontany Andohamerina, kaominina Andrainjato centre. Tra-tehaka omaly, ny zazalahy nahavanon-doza namono an’i Aylah, zazavavy vao 6 taona monja hita faty teo akaikin’ny “cité de prof” […]

SIAE: Va pour la deuxième édition

La 2e édition du Salon international des acteurs économiques (SIAE), se tiendra du 1er au 4 juin au Centre de conférences international Ivato. Cette manifestation économique regroupera différentes organisations opérant dans l’océan Indien, en Afrique et en Asie. A la différence de l’édition précédente, le SIAE 2023, en collaboration avec […]