Other News

Hafatry ny filohan’ny FJKM : “Ndao hiray hina… fa tsy hiady mba ho levona”

Nampita hafatra Pantekoty ny eo anivon’ny FJKM. “Ndao hiray hina fa tsy hiady mba ho levona”, hoy ny mpitandrina, Andriamahazosoa Irako Ammi. Nampita hafatra Pan­tekoty ny eo anivon’ny FJKM, tamin’ny alalan’ny filohany, ny mpitandrina Andriamahazosoa Irako Am­mi, ny herinandro teo. “Ndao hiray hina ka ho velona fa tsy hiady mba […]

Fahazavana… fandriampahalemana

Tato ho ato, voizina sy atao ny fanomezana fahazavana hatrany amin’ny elakela-trano na lalankely hoe anisan’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana. Marina izany. Saingy amin’ny ampahany ihany… Mahavanon-doza hatrany ny olon-dratsy rehefa entin’ny lohany; eny, na amin’ny atoandrobenanahary izao aza. Mety ho tsy fisian’ny olona na ny fahanginan’ny toerana, ohatra, no […]

Mindongy Atsimo : nifampitifitra ny dahalo sy ny mpitandro filaminana

Raikitra ny fifampitifirana teo amin’ny dahalo mitam-piadiana sy ny mpitandro filaminana tao Antaramihery kaominina Soakibany, distrikan’i Mi­don­gy Atsimo, ny herinandro lasa teo. Lasan’ny dahalo ny omby 8 tao amin’io tanàna io. Nanara-dia ny tafika efatra sy ny zandary 5 niaraka tamin’ny fokonolona mitontaly 130. Ni­fa­nehatra tao Mitigny, fokontany Sahatsory, kaominina […]