Anisan’ny fitaovana manan-danja amin’ny fanjonoana ny fananana sambo entina mampiroborobo ity seha-pihariana ity. Araka izany, nitsidika ny orinasa malagasy mpanamboatra sambo, Polyma eny Ilafy, ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, Mahatante Paubert, ny alakamisy teo. Hita tao avokoa ireo karazana sambo rehetra, toy ny sambo madinika, ny haingam-pandeha […]
Other News
Fihariana: toho-tantely 1.000.000 haparitaka manerana ny Nosy
Harena sy namana ny tantely. “Andao hamonjy ny tantely ho an’ny famokarana manaja ireo bibikely mpamindra vony, mpampivady zava-maniry”. Io ny teny filamatra nentin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ ny tantely, ny zoma sy sabotsy teo, tetsy amin’ny Carlton Anosy. Tanjona […]
Fampiroboroboana ny fiompiana : hanampy betsaka ny tantsaha ny sehatry ny nomerika
Tsy afa-misaraka amin’ny tontolon’ny famokarana ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra. Betsaka ny vokatsoa azo avy aminy, raha tsy hitanisa afa-tsy ny fizarana traikefa, ny famantarana ny tantsaha iray ary ny asa famokarana ataony. Nanao sonia fiaraha-miasa telo sosona, nandritra ny fikaonandoha momba ny fampiroboroboana ny ny haitao ara-kajy mirindra, […]
Liva Ramorasata: andrarezin’ny mozika malagasy
Liva Ramorasata, mpahay kanto manana ny maha izy azy eo amin’ny mozika, indrindra ny piano. Mpampianatra ary mpikaroka eo amin’ny sehatry ny mozika ihany koa izy, ankoatr’izay. Efa ampolo taonany maro no nanaovany izany asa izany ary mbola mitohy ankehitriny. Maro ny mpitendry mozika manana ny maha izy azy novokariny. […]
Ludysoa sy Nathan: niara-paly tamin’ny mpankafy azy ny tarika Soa
Fotoana mamy nifampizarana hafaliana sy nihaonana, teo amin’ izy miandahy sy ny mpankafy azy, ny teny amin’ny CCEsca Antanimena. Nahafinaritra tokoa ny seho nomen’izy ireo ny mpankafy ary nahitana kanto maroloko samy nanana ny maha izy azy. Tontosa teny amin’ny CCEsca Antanimena, ny sabotsy 20 mey 2023, ny fampisehoana tokana […]






