Étiquette : Mahamasina

Fanomanana ny fihaonana an-tampony : Tafapetraka ny foibe fandrindrana ny fivorian’ny Sadc

Tafajoro tamin’ny fomba ofisialy eny amin’ny kianja Barea, Mahamasina, omaly, ny Ivontoeram-pibaikoina (Centre de commandement opérationnel – CCO) ny fihaonana an-tampony faha-45 eo anivon’ny Sadc. Hiainga amin’izany avokoa ny fandrindrana ity fivoriana iraisam-pirenena horaisina eto Mada­gasikara ity. Anisan’ny mpikambana ao anatin’izany ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika. Eo koa ny […]