Mois : décembre 2022

CUA-Fiadidiana ny Repoblika: malalaka ny fivarotana hatramin’ny 1 janoary

Nanapa-kevitra ny fiadidiana ny Repoblika sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra fa afaka mivarotra malalaka ireo mpivarotra ao anatin’izao andro fety izao. Voafetra hatramin’ny voalohan’ny volana janoary anefa izany fahalalana izany ho famerenana hatrany ny lamin’ny tanàna. Noraisina ny fanapahan-kevitra ho fitsinjovana manokana ireo mpivarotra amin’izao fetin’ny faran’ny taona maha betsaka […]

Lonilonim-pianakaviana: mpivady maty nokapaina antsibe

Maty nofirain’ny havany tamin’ny antsibe ireto mpivady avy any an-tsaha. Miady amin’ny fahafatesana kosa ny zanak’izy ireo vao 16 taona. Olona fito no voasambotra hatry ny omaly.   Vokatry ny ady tany, maty novonoin’ny zana-drahalahin-drainy ny mpivady tao Kiranomena, distrikan’i Fenoarivobe, faritra Bongolava ny zoma lasa teo. Nifanditra tamin’ireo havany […]