Mois : décembre 2022

Basikety-Taona 2023: hiatrika fifaninanana iraisam-pirenena 5 ny Ankoay

Ho feno tanteraka ny tetiandro ho an’ny ekipa malagasy, taranja basikety, eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny taona 2023. Fifaninanana iraisam-pirenena dimy no handraisan’izy ireo anjara. Ankoatra ny lalaon’ny Nosy 2023, hatao eto Madagasikara izay handraisan’ny taranja basikety anjara mavitrika, eo amin’ny 3×3 sy 5×5, fifaninanana iraisam-pirenena dimy no hilalaovan’ny ekipa […]

Filaharan’ny FIFA: tsy nihetsika ny Barean’i Madagasikara

Namoaka ny filaharan’ireo ekipa mivondrona ao aminy ny federasiona iraisam-pirenen’ny baolina kitra (FIFA) , omaly alakamisy. Tsy mihetsika fa mijanona eo amin’ny laharana faha-102 maneran-tany ny Barea de Madagascar. Noho ny tsy mbola fisian’ny lalao nataon’ny Malagasy ny anton’izany, araka ny voalaza. Tsy nisy fiovana toy izany koa ny voalohany […]

Kitra any ivelany: efa manao fanazaran-tena sahady i Mbappé

Taorian’ny fahavitan’ny “Mondial 2022”, tany Qatar, tsy niandry ela fa avy hatrany dia niverina nanao fanazarantena i Kylian Mbappé. Mbola izy irery no manatanteraka izany, omaly alakamisy, tany amin’ny ivontoerana “Camp des Loges”, fanaovan’ny Paris Saint- Germain, klioba ilalaovany, fanomanana. Tsiahivina fa voahosotra ho mpilalao mpamono baolina be indrindra i […]