Année : 2022

Indray mijery

Nivondrona ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny misehatra amin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ao amin’ny faritra Diana. Tanjona ny hanavaozana indray ny drafitra fiatrehana ny hamehana ho an’ny taom-pahavaratra 2022 – 2023 na ny «Plan de Contingence Régional». Tafiditra tanteraka ao anatin’ny asa fiomanana hiatrika ny rivodoza sy ny ranobe, izay […]

Noely 2022 : manomboka ny fankalazana any am-piangonana

Nanakoako tany am-piangonana, nanomboka omaly, ny hira Krismasy ho fanomanana ny fo amam-panahy hiatrika ny fanamarihana ny fiavian’ilay Mpamonjy. Nanom­boka omaly, araka izany, ny Advento na Fiaviana ho an’ny tetiandro litorjika. Efatra herinandro mialoha ny fetin’ny Noely ny Advento, manomboka amin’ny andro alahady. Omaly alahady 27 novambra 2022 hatramin’ ny […]

CUA- First Immo- Fondation Axian: EPP dimy misitraka ny tetikasa “Zaridaina an-tsekoly”

Misy ny sehatra ampiroboroboana ny sekoly manana tokotany sy zaridaina eto an-dRenivohitra. Ampiharina amina EPP maromaro, araka izany, ny tetikasa “Voly First Immo” hahazoana izany vokatra izany. Notokanana teny amin’ ny EPP Imamba, ny zo­ma teo, ny tetikasa “Voly First Immo”, izay iarahana amin’ny Fondation Axi­an sy ny orinasa First […]