Nankalaizana omaly 19 Novambra 2022 ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny kabone ho antsika teto Antananarivo. Nanao fandokoana faobe ireo kabone miloko mavo sy manga eto amin’ny boriborintany enina ny teo anivon’ny fitaleavana ny rano, fidiovana ary ny fanadiovana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanan’ny dioviko Iarivo. Nosantarina izany […]
Année : 2022
« Opération smile tour »: handalo amin’ny distrika efatra
Manakaiky hatrany ny olona sima sy ny vaky lanilany ny ONG Opération smile. Handeha hitety distrika amin’ny lalam-pirenen fahafito izy ireo. Nanainga ny faran’ny herinandro teo ny fiarabe ahitana ireo mpitsabo sy tomponandraikitra hitety ny distrika amin’ny lalam-pirenena fahafito hanome tolotra fitsaboana ho an’ny olona sima molotra na vaky lanilany […]
Basikety – “BAL Elites 16”: Amerikanina roa hanampy ny Cospn
Hanomboka rahampitso 22 novambra 2022, any Cape Town Afrika Atsimo ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana amin’ny BAL (Basket Ball Africa League), ho an’ny vondrona F misy ny Cospn Madagasikara. Ankoatra ireo mpilalao eto an-toerana sy ilay Amerikanina efa niaraka hatramin’izay tamin’ny Cospn, i Rashawn Joel Langston, hisy Amerikanina iray ihany […]
Basikety-3×3 Africa Cup: hanana solontena i Madagasikara
Hatao ny 3 sy 4 desambra izao, any Le Caire Egypta, ny fiadiana ny amboara an’i Afrika, ho an’ny taranja basikety lalaovin’olona telo. Tsy ho diso anjara amin’izany i Madagasikara, izay efa manome lanja tanteraka ny basikety 3×3. Hanana solontena sokajy lahy sy vavy isika, amin’ity fifaninanana ity. Araka ny […]
Lomano-“Suisse 2022”: faha-40 i Nomena
Notanterahina tany Sion, nanomboka ny 18 novambra teo hatramin’ny omaly alahady 20 novambra, ny fiadiana ny tompondaka an’i Suisse, taranja lomano, ho an’ny dobo filomanosana 25 metatra. Mpilomano malagasy iray, i Nomena Jauslin ny nandray anjara nandritra izany, izay fandraisana anjara voalohany ho azy ity fifaninanana ity. Teo amin’ny 50 […]




