Naiditra am-ponja vonjimaika ny tovolahy mpanampy tao an-trano nanolana ny zanaky ny mampiasa azy tao Ankazomiriotra, distrikan’i Betafo, afakomaly. Naharay fitarainana tamin’ny ray aman-drenin’ilay zaza ny eo anivon’ny zandary ka nidina ifotony nijery ny zava-nisy ny alakamisy alina. Niharan’ny fanolanana ny zazavavy 10 taona, izay nohamarinin’ny mpitsabo taorian’ny fizahana izany. […]
Mois : janvier 2023
Nitazona basy: lehilahy iray voasambotra
Tra-tehaky ny zandary tao an-tranony ny lehilahy iray nihazona basy tsy ara-dalàna niaraka tamin’ny bala mahery vaika tao amin’ny tanànan’ Anjazavao, fokontany Miarina, kaominina Ilaka Centre, distrikan’Ambositra omaly. Naharay antso tamina tsara sitrapo ny mpitandro filaminana fa misy olona mitana basy sy entana halatra ao amin’io tanàna io. Nanao fisavana […]
Mahabo : andian-dahalo 30 isa nanafika tanàna
Nirefodrefotra ny basy tao amin’ny fokontany Tsarahonenana, kaominina Ampanihy, distrika Mahabo, omaly. Nanafika tao an-toerana ny andian-dahalo 30 isa nirongo basy, tokony ho tamin’ny 01 ora sy sasany maraina. Voaroba ny omby 40 isa-n’ireo tompon-tanàna. Tsy vitan’izay fa mbola nitondra takalon’aina miisa telo noentiny nandositra ihany koa ireo malaso. Saingy […]
Tir en l’air du 18 janvier 2023
Jiu-jitsu: la Fédération malagasy constituée légalement
Les Jiu jitsukas peuvent exulter. La Fédération malagasy de Jiu-jitsu est constituée légalement le 14 janvier après avoir existé à titre dérogatoire durant des années. « La date du 14 janvier restera graver dans les annales, car c’est la naissance d’une nouvelle fédération parmi les 43 déjà existantes. Nous tenons à […]




