Miara-miasa amin’ny fampandrosoana ny baolina kitra ny Paris FC sy ny Elgeco Plus. Io no fantatra nandritra ny valan-dresaka nataon’i Granddi Ngoyi, mpitily mpilalao ao amin’ity ekipa parizianina ity sy ny tomponandraikitry ny Elgeco Plus, tamin’ny mpanao gazety, omaly teny amin’ny kianja By-pass. Tsy ao anatin’ny fandaharam-potoanany ny ho eto […]
Mois : mars 2023
Fifanintsanana Can 2024 : milalao anio i Centrafrique sy i Madagasikara
Raikitra ny baolina, hifandona amin’ny Barean’i Madagasikara ny les Fauves avy any Centrafrique, anio. Lalao tafiditra amin’ny andro fahatelo ny fifanintsanana Can Côte d’Ivoire 2024. Tonga ny fotoana nandrasan’ny mpakafy baolina kitra malagasy. Hifanandrina amin’ny les Fauves Centrafrique ny Barean’i Madagasikara. Lalaon’ny andro fahatelo amin’ny fifanintsanana Can Côte d’Ivoire 2024, […]
Ambolomadinika : jiolahy tratra teo amin’ny fiantsonan’ny taksiborosy
Voasambotry ny polisy miasa ao Toamasina, afakomaly maraina ny jiolahy raindahiny niaraka tamin’ny antsy. Voarohirohy ho mpanao herisetra sy halatra ao Ambolomadinika ity jiolahy ity. Nanamafy ny polisy fa mitohy hatrany ny asa famongorana ireo olon-dratsy mampitaraina ny vahoaka ao Toamasina. Nahitam-bokany izany satria tratra nanao ny asa ratsiny vao […]
Faravohitra : tratra ambodiomby Ra-Gista mpamaky trano
Voasambotry ny zandary mpanao fisafoana, omaly, teny Faravohitra, Ra-Gista. Mpamaky trano gagilahy sady mampikaikaika ny mponina eny amin’ny manodidina izy. Omaly, nisy nahita teo am-panaovana ny asa ratsiny ny lehilahy. Nampandrenesina avy hatrany ny zandary ka tonga tsy nisy hatak’andro. Vokany, tratra ambodiomby ilay jiolahy ka dia noraisim-potsiny. Taorian’io, natolotra […]
Resaka « Champagne » : mpiasan’ny kaompania Air France sy Sofitrans hiakatra fitsarana
Hiakatra Fitsarana anio, etsy amin’ny tribonaly Anosy ny mpiasa roa avy ao amin’ny kaompania « Air France » sy « Sofitrans ». Voarohirohy amin’ny resaka « Champagnes » anakiroa izy ireo. Araka ny fanazavana avy amin’ny solontenan’ny mpiasa dia tamin’ny sidina mampitohy an’i Frantsa sy i Madagasikara no niseho ny […]




