Mois : septembre 2023

Fiompiana trondro an-tanimbary: mbola malalaka ny tsena ary tsy ahina ny aretina eto Madagasikara

Seha-pihariana anisan’ny miroborobo fatratra ny fiompiana tron­dro karpa sy tilapia eto an-toerana. Faritra ma­ro, ahitana mpiom­py karpa be in­drin­dra ary ma­nao izany ho fo­to-pivelomana ny faritra Analaman­ga, Itasy, Matsia­tra Ambony ary Vakinankaratra. Nampidirina teto Mada­gasikara ny trondro karpa tamin’ny taona 1914. Lasa karazan-trondro be mpiompy indrindra izy io ankehitriny. Azo […]

Vaovao tambatra

Tsy manaiky ny fetra farany ambany amin’ny «nicotine» any anatin’ny lavanila, napetraky ny Vondrona eoropeanina (UE), ny fanjakana. Antony, manana taha ambony lavitra amin’io fetra io ny 60%-n’ny lavanila malagasy. Tokony hihatra amin’ny 15 septambra 2023 io fepetra io. Mirefy 2 000 ha ny velaran-tany voakasiky ny tetikasa “Volobe”, hanamboaran’ny […]

Anosibe hatrany Ambodimita : milanja 115 000 t ny fotaka hoesorina ao amin’ny lakandrano C3

Hanomboka tsy ho ela ny tena asa goavana fanadiovana ny lakandrano C3. Miainga eny Anosibe , mipaka hatrany Ambodimita, mirefy 12 km. Ao anatin’ny tetikasa “Produir” ity asa ity, vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena ara-bola, tanterahin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny fananan-tany (MATSF), entina hanatsarana ny fari-piainan’ny mponina marefo eny amin’ny […]

Sadasada manan-tsoratra

  Mafana ny toe-draharaha eto Madagasikara ! Raha noheverina ho famahana olana ny fifidianana dia mivadika ho fototr’olana izany ankehitriny. Asa inona no ambaran’ny mpitandro filaminana, anio maraina. Hisy ny fanambarana lehibe hataon’izy ireo. Tsy mbola misy mipika kosa ny ho vontoatiny. Ny lehiben’ny governemanta sady filoham-panjakana miara-mitantana no hitarika […]

Mihena ny renirano: hampiasaina ny gazoala hamokarana solika

Voatery miverina ny delestazy satria tsy ampy ny herinaratra vokarin’ny tohodrano. Anisan’ny vahaolana ataon’ny fanjakana ny fampitomboana ny famokarana herinaratra avy amin’ny solika, gazoala. Miditra amin’ny vanim-potoana maintany isika. Nohazavain’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Andriamanam­pisoa Solo, ny talata 12 septambra teo, fa mihena ny haavon’ny renirano mamatsy […]