Prévisible. La prétendue médiation initiée par la présidente de l’Assemblée nationale, Christine Razanamahasoa et le Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar (FFKM), avait pour objectif de reporter la tenue de l’élection et de priver les citoyens de leur droit de vote. A l’issue des deux jours de rencontre avec […]
Mois : novembre 2023
“World jiu-jitsu Championship” : laharana fahefatra i Zo Aina
Mpikatroka anisan’ny nahavita dingana tsara indrindra hatramin’izao i Zo Aina, ao anatin’ny fifaninanana “World jiu-jitsu Championship”, tontosaina any Abu Dhabi. Sokajy Master, 85 kg, “ceinture marron” no nisy azy ka nahazoany io vokatra io. Mpikatroka 10 mahery no niara-niainga taminy, teo amin’ny ampahavalon-dalana, nandresy izy ka nahazo ny tapakila niatrehana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 11 sy ny 12 novambra ho avy izao, eo amin’ny Lapan’ny tanàna any Toamasina ny fifaninanana “Game on 3×3”. Marihina fa ity lalao ity, hiarahan’ny Federasiona malagasin’ny basikety sy ny ligy rezionaly Atsinanana ary ny kaominina any an-toerana manatanteraka. Notanterahina nanomboka omaly, tany Toamasina, ny fitiliana ireo Malagasy […]
Barea : notoloran’ny FMF baolina
Afaka valo andro, izany hoe, ny 17 novambra ho avy izao, hifanandrina amin’i Ghana any an-toerana i Madagasikara, amin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakilan’ny “Mondial 2026”. Ho fiatrehana izany, notoloran’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, fitaovana toy ny baolina ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Entina hampiasain’izy ireo mandritra […]
Kitra afrikanina : mety hiova endrika ny fiadiana ny «Chan»
Niteraka resabe teo anivon’ny tontolon’ny baolina kitra ny fiparitahan’ny vaovao tao anaty tambajotran-tserasera, omaly, fa hiova endrika ny fifaninanana “Chan” ka afaka mandray anjara ireo mpilalao mpila ravinahitra. Navoakan’ny gazety Sport news Africa, ny talata 7 novambra lasa teo, fa hiova endrika manomboka izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, […]




