Mois : janvier 2024

Telma : « Mizara hafaliana » ho an’ny taona vaovao

Nanao hetsika lehibe manerana ny tanàn-dehibe eto amintsika ny orinasa Telma, ny 5 janoary teo. Nomena ny lohahevitra hoe «Mizara hafaliana», nisantarana ny taona vaovao 2024. Anisan’ny nanaovana izany ny tany Antsiranana, Nosy Be, Toamasina, Mahajanga, Toliara, Fianarantsoa, Morondava, Antsirabe, Taolagnaro ary Antananarivo. Nizarana fanomezana «goodies», nanehoana ny firaisam-po niaraka […]

Fianarantsoa : tafapetraka ny tetezam-by any Mahazengy

Miverina amin’ny laoniny tanteraka ny fifamoivoizana amin’ny lalam- pirenena fahafito (RN7). Miezaka manala ny tany mihotsaka amin’ny zotra an –dalamby ny FCE. Vita tanteraka ny asa fametrahana ny tetezam-by «pont modulaire» vonjimaika any Maha­zengy Fianarantsoa, eo amin’ny PK 416+300, afakomaly. Nandritra ny telo andro no nanaovana ny asa, niarahana tamin’ny […]

INDRAY MIJERY

Mampahafantatra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa misokatra ny fandraisana antontan-taratasy fangatahana hanavao ny fahazoan-dalana ho an’ ireo orinasa na olon-tsotra misehatra amin’ny fitaterana entam-barotra na mpianatra na mpiasa…Ao amin’ny varavarana faha-36, ao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, no hametrahana izany. Nanatanteraka fambolen-kazo tany Ankarana, Ankazobe, ny fianakaviamben’ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny […]

Ambatovy : hanofanana tanora ho «soudeur» matihanina

Fandaharanasa handraisan’olona hiofana arakasa amin’ny lalam-piofanana iray ny “Internship program” ato­lotry ny orinasa Ambatovy. Tanjona ny famolavolana olona ho tonga teknisianina mahafehy ny fenitra iraisam-pirenena. Natokana ho an’ny mpianatra nahazo diplaoma ny tolotra ka maniry ny ho lasa Soudeur. Telo taona ny faharetan’ny fiofanana ho an’ireo voafidy : fampitana ny […]