Mois : janvier 2024

Tsy asa vava, fa vava asa

  Vita kabary? Andrasana ny vava asa avy hatrany, aorian’ny fitsanganan’ny governemanta vaovao. Fe-potoam-piasana vaovao izao, taona vaovao, fomba fiasa vaovao… Tsy ho tanteraka izany, raha tsy misy ny fiovana sy fanovana ny fomba fijery amin’izay atao: tena miasa, miasa tsara. Mba misy fiantraikany mivantana sy mivaingana ny asa. Ho […]

KMF/Cnoe: “Tsy mazava ny Lalàmpanorenana nanendrena PM”

Naneho ny heviny manoloana ny fomba fanendrena ny praiminisitra lehiben’ny governemanta ny eo anivon’ny KMF/Cnoe. Nohitsin’izy ireo fa misy manjavozavo ny lalàna momba izany. Tsy mitovy ny fomba fandraisana. “Samy manana ny fahazoany ny And. 54 amin’ny Lalàmpanorenana: ny filohan’ny Repoblika no manendry ny praiminisitra ara­ka ny tolotry ny antoko […]