Lehilahy nanolan-jaza tany amin’ny fokontany Ampefindradama, kaominin’Ampefy, distrikan’i Soavinandriana, faritr’Itasy, naiditra eny Tsiafahy, omaly. Nampihatra ny filan-dratsiny tamin’io zazavavy io ny fiatombohan’ny volana janoary teo izy. Notambazany vola 500 Ar ilay zaza. Roa lahy mpidoroka rongony sady mpanendaka voasambotry ny mpitandro filaminana teny Behenjy, kaominina Itaosy, omaly. Vinanton’ilay rangahy voasambotra […]
Mois : janvier 2024
Fanafihan-dahalo: lelilahy iray voatifitra, olona telo takalonaina
Maty tsy tra-drano notifirin’ny dahalo nitam-piadiana ny raim-pianakaviana iray tao Antanetibe, fokontany Androva Atsimo, kaominina Talata Angavo, distrikan’Ankazobe, ny alin’ny talata 24 janoary teo. Niakatra tao an-tanàna ny dahalo maherin’ny 20 lahy. Nirongo basy mahery vaika sy antsy izy ireo. Tsy nisy alaharo, nanapoaka basy sy nampitahotra ireo tokantrano lasibatra […]
Fisolokiana : lehilahy iray naiditra am-ponja
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Maroantsetra, afakomaly, ny lehilahy iray malaza ratsy amin’ny fisolokiana avolenta. Maro ny fitarainana voarain’ny polisy ao an-toerana amin’ny afitsok’ity jiolahy mpisoloky ity. Nandray fepetra avy hatrany ny polisy ka nanao ny fanaraha-maso azy. Voamarina tokoa ny fisian’io jiolahy io. Nanao ny vela-pandrika hahafahana […]
Mpianaka voafaokan’ny moto : zazamenavava maty tsy tra-drano
Mandalo dia maka rafahafatesana! Zazakely vao teraka tapa-bolana no maty voadonan’ny moto, omaly. Voafaoka niaraka tamin’ny vehivavy nitaiza azy izy. Latsa-dranomaso avokoa ireo nahita ireto mpianaka nodomin’ny moto iray tao Ambohidrano, Antsirabe I, omaly tolakandro. Maty tsy tra-drano noho ny dona mafy nahazo azy teny an-trotroan’ny renim-pianakaviana nitondra ilay zazalahikely […]




