Le verdict du procès du député élu sous les couleurs du parti Tiako i Madagasikara (Tim), Fetra Ralambozafimbololona, a été attendu hier. Mais, il a de nouveau été repoussé au 12 mars après que le tribunal a déclaré recevable le motif constitutionnel avancé par les avocats de cet élu. Pour […]
Mois : février 2024
Ping pong – “Jeux Africains” : mpilalao valo hiaro ny voninahi-pirenena malagasy
Hotanterahina any Accra, Ghana, ny 8 hatramin’ny 24 marsa ho avy izao, ny fifaninanana afrikanina, andiany faha-13. Ho an’ny taranja tenisy ambony latabatra, mpilalao miisa valo no hiaro ny voninahi-pirenena any an-toerana. Taorian’ny lalao fitsapana natao teny Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Hiampy an-dry Razafindralambo Zo Nandrianina sy Randrianatoandro Luciano […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina nanomboka omaly ny fifaninanana nasionaly taom-pilalaovana 2024, ho an’ny taranja billard. Araka ny fanazavana avy amin’ny fikambanana Voay, natao hifantenana ireo mpilalao hiady ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2024”, any Malte, ny volana novambra ho avy izao, izy ity. Nifarana ny 4 febroary lasa teo ny fiadiana ny ho […]
« UTOP 2024 » : 3 000 ireo mpifaninana andrasana
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny 10 ka hatramin’ny 12 mai ho avy izao ny andiany faha-12 amin’ny « Ultra Trail ô Plateaux » (UTOP). Atleta 3 000 no andrasana amin’ity. Hiavaka ny amin’ity, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra, noho ny fisian’ny hazakazaka vaovao dia ny « Master challenge », Utra, hatao mandritra ny […]
Tenisy – “J 200 Cairo” : resin’i Voavy Mitia ilay espaniola
Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara, omaly. Tafakatra amin’ny dingana manaraka Andraina Voavy Mitia, vehivavy malagasy mpilalao tenisy. Notanterahina tany le Caire Egypte, nanomboka omaly, ny fifaninanana “J 200 Cairo”, taranja tenisy, sokajy junior, lahy sy vavy. Raha ho an’ny sokajy vehivavy lalaon’olon-tokana, tafita any amin’ny dingana faharoa Andraina Voavy […]




