Mois : février 2024

TARATRY ny KANTO

Bolo etsy amin’ny Ethnika Analakely. Ilay hira “Ravitoto” no nahazoan’i Bolo ny amboara tao amin’ny sokajy “pop solo”, nandritra ny “RDJ Mozika 2023”, ny alahady teo. Ho fankasitrahana ny mpankafy ny fiarahana hatao ny sabotsy 10 febroary izao, manomboka amin’ny 9 ora alina. Maimaimpoana, araka izany, ny fidirana amin’ity “show […]

Fanafody hitsaboana ny VIH/Sida : misedra olana indraindray ny ARV ho an’ny zazakely

Olona sahirana avokoa ny 80%-n’ireo marary raisin’ny fi­kambanana ONG Mad’Aids an-tanana hatramin’izao. Ani­san’ny mampitaraina ny ankamaroan’izy ireo ny tsy fisian’ny fitsirihana maimaimpoana eny amin’ny hopitaly, izay tokony hatao isaky ny telo na enim-bolana ao­rian’ny fihinana fanafody, raha toa ka maimaimpoana izany taloha. Tsy mitsaha-mitombo ny tahan’ny olona voan’ny aretina VIH/Sida […]

FANTINA sy FINTINA

Hamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’i Etazonia sy i Madagasikara. Nivoitra izany tamin’ny nandraisan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rafa­ravavitafika Rasata, tetsy Anosy, ny masoivoho Ame­rikanina, i Claire Pierangelo. Anisan’izany ny fiarovana ny zo maha olona. Naneho fiaraha-miory amin’ny fahalasanan’ny mpanao gazety, i Lalaina Nalinjara, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. […]