Nahazo fankatoavana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny nahavoafidy indray ny filoha Rajoelina amin’izao fe-potoam-piasana vaovao izao. Mitohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny samy firenena… Nanolotra ny taratasy fanendrena azy hiasa sy honina eto Madagasikara tamin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny ambasadaoro vaovaon’ny Repoblika alzerianina demokratika entim-bahoaka, Filali Ghouini, teny amin’ny lapam-panjakana […]
Mois : février 2024
Antoko Humaniste et écologiste:”Mila havoaka ny anto-bola amin’ny kaominaly”
“Hatramin’izao, tsy mbola namoaka ny saram-pirotsahan-kofidina amin’izay maniry ho ben’ny Tanàna na mpanolotsain’ny Tanàna amin’ny fifidianana amin’ny volana novambra ny Ceni”, hoy ny mpikamban’ny antoko Humaniste et écologiste, Rakotoarisoa Dimbiniaina, ny amin’ny fifidianana kaominaly. Andrasana koa ny fanapahan-kevitry ny governemanta ny amin’ny tetiandro amin’izany. Mba tsy ho andro vitsivitsy mialoha […]
Masoivohon’ny Iran: nitsidika sy nitafa tamin’ny filohan’ ny Antenimierampirenena
Omaly, nanatanteraka fitsidihina ara-pomba fanajana an-dRazanamahasoa Christine, filohan’ny Antenimierampirenena, teny Tsimbazaza, ny Masoivoho vaovaon’ny Repoblika Islamikan’Iran eto Madagasikara, Hassan Ali Bakhishi. Anisan’ny noresahina nandritra ny fihaonana, ny momba ny fifandraisana ara-diplomatikan’ny firenena roa tonta. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasan’ny firenena sy ny hijerena ny sehatra hafa afaka hiarahana miasa ho […]
Haja Nirina: “Mbola ambany ny taham-pisoratana anarana amin’ny Rale na niakatra aza”
Aiza ho aiza ny fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana (Rale) amin’izao? Mitatitra ny fanaraha-maso nataon’ny fikambanana ny tomponadraikitry ny serasera eo anivon’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Haja Nirina: “Mbola ambany ihany ny taham-pisoratana anarana raha ampitahaina amin’ny teo aloha, satria efa nisy fotoana tafakatra 7% izany.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny […]
TARATRY ny KANTO
Fampirantiana hosodoko, etsy amin’ny Ivokolo Analakely. Mitohy hatrany ny fanomezana sehatra ireo mpanakanto mpanao hosodoko ao amin’ity toerana ity. Hisokatra anio maraina ny fampirantiana arahina varotra ireo sanganasan’ireo mpanakanto anatin’ny “Association des artistes plasticiens de Madagascar”, na ny AAPMCAR. Haharitra hatramin’ny 5 avrily izao izany. Natomboka omaly, teny amin’ny Tranomboky […]