Tsy hahomby izay ady amin’ny kolikoly raha tsy ny toe-tsaina no miova, raha ny tenin’ny tomponanandraikitra iray eo anivon’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac). Aiza ho aiza izay fiovana sy fanovana toe-tsaina izay? Kibo mitsara tena ny tsirairay. Tena resy lahatra amin’ny ady atao? Fanetriben’ny firenena ny kolikoly: tsy […]
Mois : avril 2024
Adim-poko tany Rwanda: «Miray fo amin’ny vahoaka Rwandais ny Malagasy»
Nanamarika ny faha-30 taonan’ny fahatsiarovana ny ady an-trano tao aminy ny vahoaka Rwandais. Nanatrika izany ny filoha Rajoelina Andry mivady, omaly, tao Kigali. Tafiditra amin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta izany. Nanombohana ny hetsika, omaly, tany an-toerana, ny fametrahana ny fehezam-boninkazo ho fahatsiarovana ireo namoy ny ainy. […]
Rocade Iarivo : mpitondra moto maty tsy tra-drano
Nandriaka ny ra. Maty teo no ho eo ny lehilahy iray nitondra moto scooter teny amin’ny Rocade Iarivo, omaly hariva tamin’ny 7 ora sy sasany. Tsy nahafehy familiana ka matin’ny lozam-pifamoivoizana io mpitondra moto scooter io. Tra-doza teo amin’ny lalana tsy lavitra ny Rond-point Nanisana izy. Nandeha mafy io mpitondra […]
TSELATRA
Enin-dahy nahatrarana taratasy hosoka famarotana moto nosamborin’ny zandary teny Ambohimangakely, afakomaly. Mpanao taxi-moto iray lasibatry ny halatra tao Ambatomaro, ny 4 aogositra 2023. Nambanan’ny olon-dratsy sabatra izy ka tsy afa-nanda. Nampandre ny zandary izy. Olona roa naratra, lasan’ny jiolahy ny vola 1 tapitrisa Ar tao Fiantsonana, kaominina Imerintsiatosika, afakomaly. Vatan-dehilahy […]
Nikasa hitsoaka: Jiolahy iray rotiky ny balan’ny polisin’ny Fip
Nirefodrefotra indray ny basy nandritra ny fanenjehana jiolahy nataon’ny polisin’ny Fip tao Toamasina, ny sabotsy tamin’ny 1 ora maraina. Nifanehatra tamin’ny kaomandin’ny Fip, ny kaomisera Rafaliarivo Jules, sy ireo namany ny jiolahy gagilahy amin’ny resaka vaky trano sy fanendahana tamin’io fotoana io. Efa namerimberina rahateo ny kaomandin’ny Fip fa tsy […]




