Mois : août 2024

Birao politikan’ny MMM, Ramaroson Laurent: “Sarotra ny hanantena an’io governemanta io”

Maromaro ireo mpanao politika naneho hevitra, taorian’ny fitsanganan’ny governemantan’ny Praiminisitra Ntsay Christian. Anisan’izany ny eo anivon’ny birao politikan’ny MMM, Ramaroson Laurent. Nambarany fa afaka telo volana na hatramin’ny faran’ny taona any vao tena hihodina tanteraka sy ho afaka hampandeha ny raharahany avokoa ireo minisitera ireo. Mbola olana hafa koa ny […]

TSELATRA

Olona iray namoy ny ainy vokatry ny lozam-piarakodia tao Fenoarivo Atsinanana, omaly. Taksiborosy hihazo an’i Mananara Avaratra ity tra-doza tampoka teny am-pandehana ity. Voalaza fa tratran’ny olana ara-teknika ilay taksiborosy ka nivadika avy hatrany. Trano 85 tafo indray kila hotohoton’ny afo tao amin’ny fokontany Morafeno Farafangana, ny sabotsy alina teo. […]

Naiditra am-ponja: Jiolahy nanafika mpivarotra saribao

Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora rehefa avy natolotra ny fampanoavana, ny 21 aogositra 2024 lasa teo, ireo jiolahy telo (nahitana vehivavy iray) voarohirohy ho tompon’antoka tamina fanafihana mpivarotra saribao teny Ambohimanarina. Polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahenina (CSP6) no nisahana ny fanenjehana ireto jiolahy ireto. Nanafika toeram-pivarotana saribao teny […]