Nahazo minisitra vaovao ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Fantatra nandritra ny fanendrena notontosaina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, omaly, fa voatendry hitantana io departemanta io ny minisitra Mara Volamiranty Donna. Raha ho an’ny kolontsaina manokana, maro ny asa miandry ny minisitra vaovao. Anisan’izany ny fanatsarana ny tontolon’ny kolontsaina sy ny […]
Mois : août 2024
Kolontsaina sy kolosaina: miaina anaty kisarisary ny Malagasy
Manana ny anjara toerana lehibe eo amin’ny fampivoarana ny maha olona ny kolontsaina sy ny kolosaina. Raha ireo no atao antsirambina, maro ny zavatra miova. Mety ho very hatramin’ny fototra mihitsy aza… Raha ny famaritan’ireo manam-pahaizana manokana momba ny tantara sy ny fomba amam-panao : «ny fananana tanindrazana, tenindrazana, tantara sy fomba amam-panao» […]
FANTINA sy FINTINA
“Ampanaovina iraka tsy ho vitany akory ireo mpikamban’ny governemanta ireo”, hoy ny depiote, filohan’ny mpanohitra, Randrianasoloniaiko Siteny. Nohitsiny fa tsy manam-bola ampiasaina izao fanjakana izao. “Mitovy amin’ny olona omena fiara miala any Toliary ho aty Antananarivo nefa solika tapany no omena ireo minisitra”, hoy ihany izy. Tsy misy dikany akory […]
Miisa 11 ireo minisitra tsy voatendry intsony
Miisa 11 kosa ireo minisitra nisaorana na koa nesorina amin’ny toerany. Eo ny minisitry ny Fitsarana, Ramanantenasoa Landy Mbolatiana, ny minisitry ny Atitany, i Tokely Justin, lasa filohan’ny Antenimierampirenena. Tsy voatendry intsony koa ny minisitry ny Indostria sy ny varotra, Razafindravahy Edgard, lasa filohan’ny COI, sy ny minisitry ny Fampianarana […]
Asa haingana mivaingana
Tafajoro ny governemanta vaovao? Arahaba soa, arahaba tsara…Hanao ahoana? Eo amin’ity fomba fiasa, ny asa ho vita… Mazava ny Politika ankapoben’ny fanjakana, indrindra ny fandaharanasa fanatanterahana izany. Asa izao, asa… Tsy vita indray andro, tsy vitan’ny fampanantenana, tsy vitan’ny fahazoana na fahafenoana toerana… Nefa ny mpitondra no manjaka dia […]




