TSELATRA

Trano iray kilan’ny afo teo Soanierana, omaly maraina tamin’ny 3 ora sy 26 minitra. Efitra roa tamin’io trano io no hotohoton’ny afo tanteraka. Tonga ara-potoana ny mpamonjy voina ka voafehy ny fiparitahan’ny afo. Tsy nisy aina nafoy.
Mpitondra moto tra-doza teny Marais Masay, omaly hariva. Nitsirara teo afovoan’ny arabe, tsy nahatsiaro tena intsony ilay mpitandro moto.

Partager sur: