Mois : novembre 2024

Mikaikaika ny federasiona : marary ny fanatanjahantena eto Madagasikara

Nivoaka tamin’ny fahanginana ny federasiona avy amin’ny taranja maro, omaly, manoloana ny zava-misy iainan’ny atleta malagasy. “Marary ny fanatanjahantena malagasy”, hoy ny antso nataon’ireo filohana federasiona, tetsy amin’ny foiben’ny Komity Olympika Mala­gasy Ivandry. Miantso dinika hiarahana amin’ny MJS ny “mouvement sportif”. “Tsy nitazona ny teny nomeny ny minisitera”, hoy ny […]